Entrée |
mpanatanteraka
(tanteraka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | Celui qui accomplit [1.3]
|
| Exécutant, exécutif [1.13]
|
Explications en anglais | Executive function, executive power [1.320]
|
Explications en français | Fonction exécutive, pouvoir exécutif [1.320]
|
Exemples |
1 | Manjary mpiasa mpanatanteraka baiko fotsiny ny ankamaroany.
[2.285]
|
2 | Ny Fokonolona dia mpanatanteraka fotsiny ny baiko sy teny midina.
[2.113]
|
3 | Atolotry ny Vondrona revolisionera izy sy ny Komity Mpanatanteraka, ary fidin' ny be sy ny maro.
[2.606]
|
4 | Mpanatanteraka ny anay Ray aman-dreny ka dia ny tetika sy ny fiomanana rehetra dia anareo zatovo.
[2.895]
|
|
|