Entrée | mpanazatra (zatra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Olona manomana ny mpanao spaoro amin' ny alalan' ny fanorotoroana sy ny fampiasana matetika, mba ho tonga amin' ny fari-pahatanjahana sy fahakingana kendrena hotratrarina [1.1] | |
Explications en français | Celui qui habitue [1.3] | |
Exemples | Tsy noraisin' izy ireo ho fanomezan-daza azy ireo mihitsy ny fampanantenana azy ireo mpanazatra tanora, na dia fikendrena fahombiazana aza angamba no nokendrena tamin' izany.
[4.27] | |
Synonymes | mpankazatra | |
Mis à jour le 2023/02/17 |