Entrée | mpanefy (tefy) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Mpanamboatra ny metaly rehetra -- indrindra ny vy -- mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin' izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy [1.1] | ||||
Explications en anglais | A blacksmith; any metalworker, including a silversmith, etc. [1.7] | ||||
Explications en français | Forgeron; celui qui travaille un métal quelconque [1.8] | ||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mpanefy | ||||
Mis à jour le 2023/08/11 |