Entrée | naoty | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Isa enti-milaza ny fanombanan' ny mpampianatra ny fahaizan' ny mpianatra:
Nahazo naoty 14 aho tamin' ny fizika Famantarana fampiasa amin' ny mozika hilazana ny feo sy ny faharetany: Ny naoty do, mi, sol dia tsara miaraka. [1.1] | |
Origine | Français: note. | |
Anagrammes | atony, naoty, natoy, otany |
Mis à jour le 2020/07/31 |