Entrée | ngonongonona (ngonona) | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonongonona no nataony sady lasa izy. [1.1] | ||||||||||||
Explications en anglais | A low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [1.2] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Synonymes | ngonona | ||||||||||||
Anagrammes | ngonongonona, nongonongona |
Mis à jour le 2023/02/25 |