Entrée | nofy ririnina | |
Mots élémentaires | nofy ; ririnina | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Nofy mifangaro be ihany, tsy misy lohany sy vodiny, izay heverina ho vokatry ny hatsiaka amin' ny alin-dririnina [1.1] | |
Mis à jour le 2023/08/11 |