Entrée |
ntaolo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny olona taloha, ny razana: Hita ao amin' ny ohabolana ny fahendren' ny ntaolo [1.1]
|
Explications en anglais | [ny tao aloha (?).] the ancients, the ancestors. [1.2]
|
| The men of old, the ancestors [1.7]
|
Explications en français | Les anciens, les ancêtres [1.8]
|
Exemples |
1 | Ny Betatoato sy ny Trako dia karazana dihin' ny Ntaolo.
[2.245]
|
2 | Inona no hotantarain' ny taranaka rehefa mba ntaolo isika?
[1.437]
|
3 | Manomboka amin' ny kely indrindra ny Ntaolo raha mandrefy.
[2.436]
|
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Hyponymes |
|
Proverbes |
|