Exemples |
1 | Fenofeno ny fony, oriory mihitsy aza.
[2.499]
|
2 | leon' ny mihaino ny feony oriory toa milaza hoe:
[2.529]
|
3 | Andro fidina no tsy ahitana azy eo, oriory endrika, toa miandry zavatra, toa miandry olo-na.
[2.5]
|
4 | Ireniny oriory no mampangoraka azy kely, ka anambatambazany azy sy ipetrapetrahany eo akaikiny, na dia vetivety ihany aza.
[2.470]
|
|