Entrée | oviana | |||
Partie du discours | adverbe | |||
Explications en malgache | Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naka fanadinana ny zokinao? ~ Oviana no nahazo fahaleovantena i Madagasikara? [1.1] | |||
Explications en anglais | When? (of past time) [1.7] | |||
Explications en français | Interrogatif, quand? (temps passé) [1.8] | |||
Exemples | Tiaza izany toerana niarahako taminy izany, ary oviana teo amin' ny fiainako no nitrangan' ny tantara?
[2.5] | |||
Dérivés |
| |||
Mots composés |
| |||
Anagrammes | anaovy, anavio, anivao, anovay, aviona, avoany, iovana, oviana, voaina |
Mis à jour le 2023/10/26 |