Entrée |
pari > farina
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara:
Voan' ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko [1.1]
|
Explications en anglais | Hoarse. [1.2]
|
Exemples |
1 | Tapaka tangarana ny fidiram-bola tao aminy fa ilay feo, dia tonga farina tsy azo nampiasaina intsony;
[2.285]
|
2 | Tsy azoko loatra ny tonon-kira, fa ny feony dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin' ny feon-kira fandre : angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina.
[2.472]
|
|
Dérivés |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
pari > farina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitohanana tsy mivalana ho an' ny zaza [1.1]
|
Dérivés |
|
|
Entrée |
pari > farina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny hoditra manify mihofakofaka amin' ny tarehy [1.1]
|
Explications en anglais | Small scurf on the nose. [1.2]
|
Dérivés |
|
|
Entrée |
pari > faritra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny sisin-javatra: Lazao aiza avy ny faritr' i Betsileo Fetra mamangitra zavatra iray: Asivo faritrany tokotanintsika
[1.1]
|
Explications en anglais | A mark, an outline, a defined boundary, extent [1.2]
|
| A limit or boundary [1.7]
|
Explications en français | Trace pour limiter quelque chose, encadrement, bordure, délimitation, contour, bornes [1.3]
|
| Limite, trace [1.8]
|
Exemples |
1 | Asivy faritra ny tanimboly (Mettez une marque pour délimiter le champ)
[1.3]
|
2 | Aiza ny faritr' Imerina? (Où sont les bornes de l’Imerina?)
[1.3]
|
|
Morphologie |
Simple : |
faritra,
faritro,
faritrao,
fariny,
faritsika,
faritray,
faritrareo,
faritr',
fari-,
faritry |
Préfixée : |
-paritra,
-paritro,
-paritrao,
-pariny,
-paritsika,
-paritray,
-paritrareo,
-paritr',
-pari-,
-paritry |
|
Dérivés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Phytonymes |
|
Titres |
|
Toponymes |
|
|