Entrée | plevra | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fonon' ny havokavoka, izay roa sosona ka ny sosona anatiny miraikitra amin' ny havokavoka ary ny ivelany amin' ny haran-tratra; eo anelanelan' izy roa, misy rano izay manarona ny hetsiky ny fiaina [1.1] | |
Fonon'ny havokavoka [1.13] | ||
Explications en français | Plèvre [1.13] | |
Vocabulaire | Biologie | |
Origine | Français: plèvre. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |