1 | Poa toy izay dia feno riaka ny lalana
[2.117]
|
2 | Poatoizay dia vaky ny varavaram-ponja
[2.472]
|
3 | Poatoizay, lasa nanidina ny vorona sasany
[2.442]
|
4 | Poa toa izay foana, dia vita toy ny taloha ny volony
[2.357]
|
5 | Poa toa izay dia nitombo ny isan' ny trano teto an-tanàna
[2.445]
|
6 | poa toy izay koa dia maty - Poa toy izay koa no anoloana ny simba
[2.332]
|
7 | Poa toy izay ery izy manao ireny, ny ankizy moa asainy manampy azy rahateo.
[2.470]
|
8 | Nitsimontsimona Lefahitra, nandray ny vola dia nanainga / Niriotra poatoizay izy dia efa tafahoatra bainga
[2.928]
|
9 | Rehefa izany dia noredonin' ny mpitsoka sodina haingana ny "Afindrafindrao" ka poa toy izay ny famonjena laharana
[2.285]
|