poet   
mpahaihirakanto
mpahaitononkalo
poety
Mpanao na mpanoratra poezia: Iza no poety ankafizinao indrindra ? [1.1]
Enti-milaza koa ny olona manao fitenenana feno sarisary ary mampamelovelo: Lasa poety indray i zokilahy izany [1.1]