Entrée | poety | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Mpanao na mpanoratra poezia: Iza no poety ankafizinao indrindra ? Enti-milaza koa ny olona manao fitenenana feno sarisary ary mampamelovelo: Lasa poety indray i zokilahy izany [1.1] | |
Origine | Français: poète. | |
Mis à jour le 2024/04/18 |