Entrée |
polisy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Olona manao fanamiana manokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanàna: Miantso polisy ~ Polisin-dalana [1.1]
|
Explications en anglais | The police, a police constable [1.7]
|
Explications en français | La police; agent de police [1.8]
|
Exemples |
1 | Tonga teto ny polisy, nefa tsy nahita azy intsony.
[2.472]
|
2 | Tsy mba samborin' ny polisy ve izy ireny, ry Dada?
[2.470]
|
3 | Ny polisy nanao famotorana sy nanoratra avy koa no nijanona.
[2.4]
|
|
Vocabulaire |
Origine | Français: police.
|
Proverbes |
|