Entrée | rano mahery | ||||
Mots élémentaires | rano ; mahery | ||||
Partie du discours | locution | ||||
Explications en malgache | A) rano misasasasa mafy avy any amin' ny toerana ambony ka manimba izay sendra azy Rano maria, rano mena Hatezerana izaitsizy: Tsy fanao ny mitsena rano mahery B) rano ampiasaina amin' ny famorana mba hanasana ny ferin-jaza; rehefa madiva ho maraina ny andro no alefa ny lehilahy matanjaka haka azy [1.1] | ||||
Explications en anglais | Running water fetched hastily on the morning of performing circumcision for washing the wound [1.2] | ||||
Explications en français | (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens traditionnel, ancien : eau consacrée qu'on allait puiser cérémonieusement pour la circoncision ; [1.196] | ||||
Exemples |
| ||||
Entrée | ranomahery | ||||
Mots élémentaires | rano ; mahery | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | [Bezanozano] Asidra [1.78] | ||||
Asidra mahery ampiasain' ny mpanefy haninginana [1.1] | |||||
Explications en anglais | Vitriol [1.2] | ||||
Explications en français | (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens moderne, technologie : les acides, comme l'acide sulfurique, etc. [1.196] | ||||
Vocabulaire | Chimie | ||||
Mis à jour le 2023/11/24 |