Entrée | ranomainty | |||
Mots élémentaires | rano ; mainty | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena [1.1] | |||
Explications en anglais | Ink, black ink, blacking. [1.2] | |||
Ink [1.7] | ||||
Explications en français | Encre [1.8] | |||
Exemples | Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra.
[2.324] | |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Entrée | Ranomainty (rano, mainty) | |||
Partie du discours | nom propre (toponyme) | |||
Exemples | Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any Ranomainty sy Maharivo ny vahoaka.
[2.48] | |||
Vocabulaire | Géographie: agglomérations | |||
Coordonnées | -24.9833333, 46.5333333
-24.7, 46.8833333 -24.5333333, 46 -21.25, 47.2666667 -21.1666667, 48.3 -20.1, 46.85 -20.0833333, 47.2666667 -20.0333333, 47.1166667 -19.55, 46.5666667 -18.8833333, 49.05 -17.8666667, 48.6 | |||
Mis à jour le 2023/01/01 |