Entrée |
ranomanitra
|
Mots élémentaires | rano ;
manitra |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Rano amboarina amin' ny zavamaniry misy fofona mantra ka atao amin' ny akanjo na hanosorana ny tena [1.1]
|
Explications en anglais | [ rano manitra ] Eau-de-Cologne or any other scent. [1.2]
|
| Perfume, toilet water [1.7]
|
Explications en français | Parfum [1.8]
|
| Eaux de senteur ; le plus souvent aujourd'hui l'eau de Cologne du commerce [1.196]
|
Exemples |
1 | Amin' izay eo ny ranomanitra midofaka avy amin' ny faritra rehetra voakasik' ilay vehivavy.
[2.4]
|
2 | Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy.
[2.470]
|
3 | Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy.
[2.470]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
|