Entrée |
rantsana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny sampan' ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty Ny iray amin' ireo fisampanana dimy amin' ny tendron' ny tanana na ny tongotra tsirairay avy: Lazao avy ny anaran' ny rantsana dimy [1.1]
|
Explications en anglais | A branch (of a tree) anything like a branch. [Mal. Rantung.] [1.2]
|
| A branch [1.7]
|
Explications en français | Branche [1.8, 1.13]
|
| Branche d'un arbre [1.196]
|
Exemples |
1 | fa amy ny rantsana sy ny tahon' ny hazo lehibe sy ny froteksa kosa dia misy koa atao.
[1.357]
|
2 | Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany.
[2.895]
|
|
Dérivés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
Article |
|