Entrée | raofina (raoka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Angonina amin' ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin' ny mpangalatrany lamba rehetra tao an-trano Baboina: Noraofin' ny fanjakana ny fananany Samborina indray miaraka:Noraofin' ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | See Raoka [1.2] | ||||||||
To be gathered in a mass; to be cropped by cattle (of grass) [1.7] | |||||||||
Explications en français | Qu'on ramasse en tas: brouté par les bestiaux; qu'on confisque [1.8] | ||||||||
Exemples | Amin' ny fotoana anatodizany dia raofina amin' ny sobika ny atody
[2.471] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot raofina | ||||||||
Anagrammes | anafory, faranio, Faraony, fiorana, iforana, raofina |
Mis à jour le 2023/08/11 |