Entrée | razana | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Ny ray aman-dreny niaviana fahagola: Tany nitsembohan' ny razana itony ka tsy havelako ho lava volo Ny faty: Mandritra ny telo na efatra andro ijanonan' ny razana ao an-tanàna, indrindra amin' ny alina, dia manjaka ny tabataba, ny osika, ny dihy, ny tsikirepoka. [1.1] | ||||||
Explications en anglais | An ancestor [1.7] | ||||||
Explications en français | Les ancêtres, les aïeux [1.3] | ||||||
Ancêtres [1.54] | |||||||
Ancêtre [1.8] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Vocabulaire | Rapports: famille | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
| |||||||
Mots composés |
| ||||||
Phytonymes |
| ||||||
Hyponymes | |||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot razana | ||||||
Article | Randzavola: razana ao amin' ny Baiboly | ||||||
Entrée | razaña | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | [Tambahoaka] Zaran' antsy, ets. [1.78] | ||||||
Anagrammes | nazara, razana, zarana |
Mis à jour le 2023/05/24 |