Entrée | ridana | |||||||||||||||
Partie du discours | participe | |||||||||||||||
Explications en malgache | Lasa, mandositra haingana sy mafy, ka miara-be amin' izany: Iray no voa tamin' ireo vorona, nefa dia ridana daholo izy rehetra. [1.1] | |||||||||||||||
Exemples | Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy.
[2.332] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Anagrammes | ana-dry, andray, andria, darina, nadira, ridana |
Mis à jour le 2020/07/31 |