Entrée |
rivo-doza
|
Mots élémentaires | rivo- (rivotra) ; loza |
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro [1.1]
|
| Rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [1.13]
|
Explications en français | Cyclone [1.13]
|
Exemples |
1 | Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza.
[2.445]
|
2 | Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza;
[4.27]
|
3 | Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava
[4.14;2012/02/18]
|
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Hyponymes |
|
Illustrations |
|
|
Entrée |
Rivo-doza
|
Mots élémentaires | rivo-doza |
Partie du discours | nom propre (pièce de théâtre)
|
Auteur | Rajemisa-Raolison Régis |
Editions |
|
Vocabulaire |
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|