Entrée | roboka | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fandentehana ao anaty rano: Ataovy tsara roboka ao anaty rano nato ny landy [1.1] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Entrée | roboka | |||||||||||||||
Partie du discours | adjectif | |||||||||||||||
Explications en malgache | Voangoly, voataona, voatarika hanao zavatra: Vao nahare ilay vola be ny anao lahy dia roboka [1.1] | |||||||||||||||
Explications en français | Cajolé, séduit par la flatterie [1.3] | |||||||||||||||
Anagrammes | boroka, koroba, roboka |
Mis à jour le 2020/07/31 |