Entrée |
romoromo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara:
Farano daholo ireo romoromo amin' ity jiafotsy ity fa maharatsy bika azy Fahasosotsosorana, tsy fifanarahana:
Aleo sosoa ampian-tsetsetra, toy izay hena matavy ampian-dromoromo [1.1]
|
Exemples | Ny romoromo ity ho afaka ihany fa ny ampamoaka misarim-pamotorana no tsy ho tanty!
[2.944]
|
Dérivés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|
Entrée |
romoromo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tanala]
Tsiny, alahelo tsy levona ao am-po: Sindrane ravim-borondra arahin-tsetsetre tahake gisa be arahin-dromoromo
(aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra toy izay henangisa arahin-tsiny) [1.78]
|
Mots composés, titres, noms |
|
|