Entrée | rotaka | |||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||
Explications en malgache | Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana [1.1] | |||||||||
Dérivés |
| |||||||||
| ||||||||||
Synonymes | kotaka ~ kotakotaka | |||||||||
Entrée | rotaka | |||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||
Explications en malgache | Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy [1.1] | |||||||||
Explications en français | Gros ventre [1.3] | |||||||||
Vocabulaire | Santé | |||||||||
Dérivés |
| |||||||||
Synonymes | rotarota | |||||||||
Autres orthographes | ritaka | |||||||||
Anagrammes | akotra, atroka, katrao, katroa, okatra, rotaka, takaro, taroka, toraka, traoka, troaka |
Mis à jour le 2020/07/31 |