Entrée | sabaka (baka) | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fampihatahana na fampanalavitana ny tongotra roa Ilazana ny hazo misampana roa Anaran-tsilalaon' ankizy izay misy efitrefitra ka asabaka ny tongotra roa mba tsy hanitsaka ny soritra mampisaraka ireo efitrefitra ireo. [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | A straddling; the opening of a compass [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Action ou état d'être ouvert comme un compas [1.8] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Anagrammes | sabaka, sakaba |
Mis à jour le 2023/01/20 |