Entrée | sadasada manana endrika | |
Mots élémentaires | sadasada ; manana ; endrika | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-milaza zavatra tsy dia manahoana nefa mba misy maha-tsaratsara kely azy ihany; matetika io fombam-pitenenana io dia lazaina aorian' ny hoe vangavanga manan-tsoratra [1.1] | |
Mis à jour le 2023/05/21 |