Entrée |
sahabo
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Teny enti-milaza habe na isa, na refy, na halavirana, na lanjan-javatra, tsy tena marina fa eo ho eo fotsiny: Sahabo ho valo kilaometatra avy eto no misy ny tanà nanay
[1.1]
|
Explications en anglais | About, approximately; cf. tokony;
sahabo ho fito (about seven) [1.7]
|
Explications en français | à peu près, environ ;
sahabo ho fito (environ sept) [1.8]
|
Exemples | Foto-paiso ringidringitra no mijoro toa mpiambina sahabo ho indroa mandingana miala amin'ny lalana
[2.470]
|
Dérivés |
|
Entrée |
sahabo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
Anton-dia, kabary [1.78]
|
|