Entrée | samily | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [angl. assembly] Fiantsoana ny miaramila mba hiangona amin' ny toerana iray, amin' ny alalan' ny bingona na ny amponga [1.1] | |
Vocabulaire | Militaire | |
Origine | Anglais: assembly. | |
Anagrammes | lamisy, milasy, misaly, samily |
Mis à jour le 2020/07/31 |