Entrée |
sangongo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bezanozano]
Trafo amin'olona [1.78]
|
| [Sihanaka]
Trafo [1.78]
|
| Fitangoronana maro be (toy ny zanak' akoho na ny ankizy manodidina an-dreniny, na ny andiantantely), vangongo Antontan-javatra Ireo kitro fahita amin' ny soroky ny mpilanja filanjana [1.1]
|
Explications en français | Réunion d’un grand nombre, comme des poussins, des enfants auprès de leur mère, groupe de fourmis,
essaim d'abeilles, monceau d’objets, durillon qui se iorme sur les épaules des porteurs. [1.3]
|
Exemples | Ny Sangongo dia trafo eo amin' ny olona iray, ahalalana azy fa tsanganan-javatra ka hanajana azy.
[2.245]
|
Dérivés |
Synonymes | ~ |
|