Entrée | sasaka | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Ny ilany ihany amin' ny zavatra anankiray nozaraina roa mitovy: Vary sasaka ny rano entina mihazakazaka (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: antsasaka, antsasany). [1.1] | |||||||||||||||
Zara roa mitovy tsara [1.13] | ||||||||||||||||
Explications en français | Moitié [1.3, 1.13] | |||||||||||||||
Demie [1.13] | ||||||||||||||||
Exemples | Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana
[2.324] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot sasaka | |||||||||||||||
Mis à jour le 2023/06/01 |