Entrée |
sela
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy [1.1]
|
Explications en français | Cellule [1.13]
|
Exemples | ny sela dia atokana hatao sela vaovao.
[1.357]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Origine | Anglais: cell.
|
|
Entrée |
Sela
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en anglais | Sela [2.996]
|
| Salah [2.996]
|
Explications en français | Shélah [2.996]
|
Exemples | fa maty tanora ny roa, ary Sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina.
[1.38]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Article |
|