Entrée |
sendra
|
Partie du discours | adjectif ou adverbe
|
Explications en malgache | Tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo Mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho
[1.1]
|
Explications en anglais | Incidental, occurring accidentally, happenning [1.2]
|
| Occuring by chance [1.7]
|
Explications en français | Par hasard, accidentellement, au moment où [1.3]
|
| Qui rencontre par hasard:
Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~
Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~
Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché) [1.3]
|
| Qui arrive ou se passe par hasard [1.8]
|
Exemples |
1 | Aza mba sendra izay vehivavy!
[2.528]
|
2 | Nitady toko aho ka sendra vato.
[1.281]
|
3 | sendra narary aho tamy ny izao.
[2.59]
|
|
Dérivés |
Synonymes | |
Mots composés |
|
|