Entrée | simbana (simba) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, rovitina, ratraina:
Nosimban' Ikoto ny bokiko. / Nosimban' ny mpangalatra ny volinay Ovana ho ratsy: Hosimban' ny naman-dratsy iny zanakao iny Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana roa: Tandremo sao simban' ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto ahy Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosimban' ny mpiasa tao antrano ilay zanany vavy [1.1] | ||||||||
Explications en français | Qu'on gâte, qu'on endommage, qu'on dégrade, qu'on défigure, qu'on tracasse, qu'on rend mauvais [1.3] | ||||||||
Exemples | Izao ny anan' olona avy no nosimbanareo
[2.117] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot simbana | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |