Entrée | soedoa | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Soeda:
Mihoatra ny 8 tapitrisa ny isan' ny Soedoa
Mikasika an' i Soeda, an' i Soeda na avy any Soeda: Stockholm no seranana soedoa lehibe indrindraa [1.1] | |
Origine | Français: suédois. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |