Entrée | soherina | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zana-dandy mbola miofo ao anatin' ny ombindandy; toetra faharoa ananan' ny landy aorian' ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "miomby" no ilazana azy amin' izay [1.1] | |
Biby kely mbola hiofo ka tsy dia mihetsika loatra [1.13] | ||
Explications en français | Chrysalide, nymphe [1.13] | |
Vocabulaire | Zoologie: invertébrés | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot soherina | |
Mis à jour le 2020/07/31 |