Entrée | sokera | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | Fiasan' ny mpandrafitra sy ny mpanao sary, izay ahazoany sy anipihany ny efa-joro marina Fanodidinana toerana na tanàna Trano mibikana sokera, izany hoe misy tohiny mitsivalana. [1.1] | ||||||||||||
Explications en anglais | A carpenter's square [1.7] | ||||||||||||
Explications en français | équerre de charpentier [1.8] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||
Origine | Anglais: square. | ||||||||||||
Anagrammes | sokera, sorake |
Mis à jour le 2023/08/11 |