Entrée |
sola
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mangadihady, tsy misy volo: Sola sahady ny lohan' i Zoky Manana loha tsy misy volo: Ingahibe sola Malamalama: Efa sola izany kodiaran' ny fiaranao izany [1.1]
|
Explications en anglais | Bald [1.7]
|
Explications en français | Chauve [1.8]
|
Exemples | Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra.
[2.472]
|
Dérivés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|
Entrée |
sola
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Tanosy]
Mirodana [1.78]
|
Dérivés |
|