Entrée |
solafaka
|
Partie du discours | participe
|
Explications en malgache | Mikorisa ny tongotra ka mianjera, mibolisatra, mibolasitra [1.1]
|
Explications en anglais | Slipping [1.7]
|
Explications en français | Qui glisse, comme le pied sur une pente ou sur un terrain glissant: [1.3]
|
| Qui glisse [1.8]
|
Exemples |
1 | Solafaka ilay akoho nandeha teo ambony sahafa
[1.1]
|
2 | Solafaka eo hianao, fa aza mandeha eo (Vous allez glisser, ne passez pas par là)
[1.3]
|
3 | Miadana, satria vao solafaka kely foana dia hatsipin' ny sambo hatelin' ny rano.
[2.471]
|
|
Morphologie |
Présent : |
solafaka,
solafako,
solafakao,
solafany,
solafatsika,
solafakay,
solafakareo,
solafak',
solafa- |
Passé : |
solafaka,
solafako,
solafakao,
solafany,
solafatsika,
solafakay,
solafakareo,
solafak',
solafa- |
Futur : |
ho solafaka,
ho solafako,
ho solafakao,
ho solafany,
ho solafatsika,
ho solafakay,
ho solafakareo,
ho solafak',
ho solafa- |
|
Dérivés |
|
Entrée |
solafaka
|
Partie du discours | participe
|
Explications en malgache | Diso noho ny halemena na tsy fahalalana [1.1]
|
Explications en français | Qui se trompe par ignorance ou par faiblesse [1.3]
|
Exemples | Olombelona ihany ka solafaka
[1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
solafaka,
solafako,
solafakao,
solafany,
solafatsika,
solafakay,
solafakareo,
solafak',
solafa- |
Passé : |
solafaka,
solafako,
solafakao,
solafany,
solafatsika,
solafakay,
solafakareo,
solafak',
solafa- |
Futur : |
ho solafaka,
ho solafako,
ho solafakao,
ho solafany,
ho solafatsika,
ho solafakay,
ho solafakareo,
ho solafak',
ho solafa- |
|
Dérivés |
|