Entrée | solo | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon' ny hafa: Rakoto no solon' ny mpampianatra anay lasa / Lay no natao solon' ny trano Olona voatendry hiteny na hanatrika amin' ny anaran' ny hafa (solontena no tena fampiasa amin' io hevitra io): Dia niteny ny solon' ny lehiben' ny Governemanta Onitra: Inty misy zavatra kely ho solon' ny bokinao veriko [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | A substitute [1.2, 1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Un remplaçant, un substitut, un représentant Compensation, ce qui se donne, se paie à la place d’une autre chose [1.3] | |||||||||||||||
Remplacement, substitut [1.8] | ||||||||||||||||
[1.13] | ||||||||||||||||
Exemples |
| |||||||||||||||
Morphologie |
| |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| |||||||||||||||
Titres | ||||||||||||||||
Analogues | iraka ~ masoivoho ~ andrianjahonoany ~ fara ~ fara aman-dimby ~ taranaka ~ taranjana ~ tamingana ~ kolokolo ~ mpamelo-maso ~ fanovan' ny maty ~ vato namelan-kafatra ~ tarana-boanjo ~ fokom-boanemba ~ kolokolo dimbin' ny vary ~ solofo dimbin' ny ala ~ akalana silaky ny hazo ~ papango sasaky ny vorona ~ vorom-panova hena ~ fandrotrarana an-tanàna haolo ~ akanga sisa nanamborana ~ tapa-porohana sisa tsy may | |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot solo | |||||||||||||||
Entrée | solò | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Hiran' olon-tokana [1.1] | |||||||||||||||
Origine | Français: solo. | |||||||||||||||
Autres orthographes | soalao [1.1#891] | |||||||||||||||
Anagrammes | loso, solo |
Mis à jour le 2023/09/08 |