Entrée |
somotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra [1.1]
|
Explications en français | La barbe du menton [1.3]
|
| Barbe de l'homme Pour les plantes : nom donné aux Lichens et autres épiphytes [1.196]
|
Exemples |
1 | Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao.
[2.245]
|
2 | Izy moa dia be volombava, lava somotra izay, ka mety ho mampahatahotra izay tsy nahalala azy.
[2.356]
|
|
Vocabulaire |
Dérivés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Phytonymes |
|
Proverbes |
Article |
|