Entrée | sondenda | |||||||||
Partie du discours | adjectif | |||||||||
Explications en malgache | Ilazana ny olona be tarehy nefa petaka [1.1] | |||||||||
Dérivés |
| |||||||||
Entrée | sondenda | |||||||||
Partie du discours | adjectif | |||||||||
Explications en malgache | [Merina]
Anarana ilazana tandrok' omby misabaka fitsiry ary fohy "Toy ny tandrok' omby sondenda ka ny tondromaso akaiky no tsy afako", "Tandrok' omby sondenda ha akaiky mpanondro maso": misy olona mora fantatra raha sendra manao toetra na fomba tsy mahomby [1.1] | |||||||||
Vocabulaire | Economie: élevage | |||||||||
Synonymes | sondandy | |||||||||
Tableaux et planches | Formes des cornes des boeufs | |||||||||
Illustrations | ||||||||||
Mis à jour le 2024/01/18 |