Entrée |
sorindrana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazan-kazo mitovitovy amin' ny bosoa (liège) ka azo anaovana tsentsin-tavoahangy koa, saingy tsy mba ny hodiny no alaina amin' izany, fa ny tenany mihitsy izay maivana sy malemilemy; ny sorindrana no nitaina raha nahandro ny sakafon' ny mpanjaka tamin' ny Fandroana [1.1]
|
Explications en français | [Betsimisaraka]
(déformation de sorondriana).
Sorindeia madagascariensis DC. (Anacardiaceae).
Excellent fruit comestible (tout au moins pour les meilleures formes, car elles sont assez variables), mais à odeur très forte de térébenthine.
Mériterait d'être amélioré et cultivé.
[1.196]
|
Nom scientifique | Sorindeia madagascariensis |
Exemples | Dia arehitra ny afo, ny hazo sorindrana no atao kitay
[2.48]
|
Vocabulaire |
|