Entrée | tadivavarana | ||
Mots élémentaires | tady ; vavarana | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby [1.1] | ||
Explications en anglais | [ tady vavarana ] A noose [1.2] | ||
Exemples | Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana
[2.996] | ||
Synonymes | tady voavarana | ||
Mots composés, titres, noms |
| ||
Mis à jour le 2023/10/17 |