Entrée | tambany (ambany) | |
Partie du discours | adverbe au passé | |
Exemples | Nana-miaramila mpanafika Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an' isany araka ny fanisana nataon' i Jehiela mpanoratra, sy Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan' i Hananiasa, anankiray amin' ny komandin' ny mpanjaka.
[2.996] | |
Entrée | tambany (ambany) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Olona avy any amoron-tsiraka, izay toerana ivaiva na ambany miolotra amin' ny eto afovoan-tany [1.1] | |
Explications en français | Littéralement "habitants des régions b [...] [texte complet dans 1.5] | |
Synonymes | tanindrana ~ tantsiraka | |
Anagrammes | tambany, tambina |
Mis à jour le 2024/01/14 |