Entrée | tandry | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Mitovy amin' ny Tandrina, tsy fahita afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe Tsy tandry: tsy niraiken' ny saina firy, lasalasa ho azy [1.1] | ||||||
Entrée | tandry | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | (tsy dia fampiasa loatra) Endrikendrika, fitsaratsarana olona foana, tombotomboka [1.1] | ||||||
Dérivés |
| ||||||
| |||||||
Entrée | tandry | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | [Bara] Sahaza, antonona [1.78] | ||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |