Entrée | tanibe (tany, be) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Tany midadasika be izay andehanana lavitra tsy hita noanoa vao ahitana ranomasina: Misy dimy ny tanibe: i Afrika, i Amerika, i Azia, i Eoropa ary i Oseania [1.1] | |
Vocabulaire | Géographie: (en général) | |
Synonymes | kontinanta | |
Anagrammes | bineta, tanibe, tibeña |
Mis à jour le 2020/07/31 |