Entrée |
tehaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fampikatrokatrohana ny felatanana roa entina manamarika ny fingadon' ny hira na ny hafaliana: Nirefodrefotra ny tehaka nony avy niteny izy Fikasihana amin' ny tanana Famelezana amin' ny felatanana (jereo Tehamaina) [1.1]
|
Explications en anglais | The clapping of hands in applause; a pat [1.7]
|
Explications en français | Tape de la main; applaudissements [1.8]
|
Exemples |
1 | Sady nipoapoaka ny tehaka.
[2.472]
|
2 | Nisy tehaka maimaina ombieny ombieny.
[2.356]
|
3 | Tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana.
[2.472]
|
|
Dérivés |
Mots composés |
|
|