Entrée | tehake | ||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||
Explications en malgache | [Tanala] Takona, voafaritra, tsy mifankahita: Maniry tsy mifankahita dia koa ny maso tehaky ny oroña (akaiky tsy mifankahita toy ny maso eferan'ny orona) [1.78] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |